top of page
Rechercher

Ny firaisana ara-nofon'ny mpivady

  • Photo du rédacteur: Sonia A
    Sonia A
  • 13 avr. 2019
  • 1 min de lecture

Dernière mise à jour : 30 nov. 2024


Ny "libertinage" dia fomba fiaina malalaka, indrindra am resaka sex. Tsy sanatria fanambaniana ny fanambadiana na fanaovana tsinontsinona ny fomba kristianina fa fivelarana sy fisokafana amin'ny fomba fiaina hafa sy fialana am fiatsaram-belatsihy ao an-tokatrano.


Tintsika ny resaka sex, misy ny tia be, misy ny tia kely fa tia matoa manam-bady sy zanaka. Sa misy manao sady kiriko ato ? Misy amintsika ato mijaly amin'ny fampirafesan'ny vadiny azy, misy tsy mahalala fa mety mampirafy ihany koa ny vadiny. Misy ihany koa ny vehivavy mampirafy ny vadiny. Tsy sanatria famporisihana hampirafy


no ataoko na fanomezana vahana ny lehilahy mampirafy fa fanentanana sy famporisihana iresaka sy ifampizara ny mikasika ny firaisana ara-nofo.


Maro ny zavatra afaka atao amin'io resaka io: domination-soumission, fanaovana amin'ny toerana tsy mahazatra (zaridaina, fiara, ranomasina, sns.). Misy ihany koa ireo efa somary lasa lavitra ka miaraka amin'ny olon-kafa: couple, lahy na vavy hafa. Expériences daholo izany ary tsy misy tokony aharatsy azy raha samy conscentants ny mpivady.


Haiko fa tsy mora ny manaiky izany hoe manao aminà vehivavy hafa ny vadintsika fa ataovy an-tsaina hatrany fa IANAO no vadiny, efa IANAO no safidiny hatramin'ny voalohany ary tsy misy na iza na iza afaka anala anazy aminao, raha tsy hoe efa ianareo mintsy no tsy mifampatoky sy efa miandry sarahana fotsiny.


Miala tsiny raha tena lava ilay resaka fa heveriko fa zavatra mila resahantsika ihany koa izy ity.


Mirary soa antsika rehetra.

 
 
 

Commentaires


©2019 - 2025 by Libertigasy. Proudly created with Wix.com

bottom of page